|
|
|
|

Entry1  tsy vaky afero
Elementary words  2 tsy, 3 vaky, 4 afero
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara [1.1]
Synonyms  7 tsy vaky atatra

Updated on 2025/10/11